4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mandindona - Rija Ramanantoanina

Lazaina fa misy ny fanantenana

Kanefa ilay miandry ao anatiko ao

Tsy fantany akory.



Natao hanazava hono ilay masoandro,

Nefa ny anjarako toa indreo

Nindramin\\’ny haizinao.



Tsy fantatro fa,

Hadinony angamba aho ka mangatsiaka.

Mba manana an\\’iza moa aho?

F\\’ianao `lay natao ho ahy,

No zary mosaviko!



Anjara tandrify hono mantsy ianao;

Fietenin\\’ny hendry io matetika,

F\\’aleo aho haditra..



Fa toka\\’iray no iangaviko anao,

Fongory ilay maizina anatiko ao.

\\\"fitiavana maty\\\" ho anao!



Mandindona ianao,

Manaloka toa avelo

Nefa tsy hitahy!



Ny anjara masoandroko hoy aho,

Avelao ho ahy!

Partager mandindona

Commenter mandindona

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rija Ramanantoanina

Suite